Trandraka Studio

Ny saina no mamorona, ny finiavana no manangana.

Logo Kalo

Kalo

App mozika sy hiran'i Madagasikara. Tsindrio eto raha haka ny kinova farany.

TN

TohyNet

Fitaovana sy serivisy nomerika noforonin'ny studio Trandraka ho an'ny mpampiasa tsotra.